Kôfrôka
Rédigé le Ven 03 Aoû, 2007 15:26:31 
Rehefa avy mandeha alavidavitra dia tsy misy afa-tsy sary no voan-dàlana ... tany atsimotsimo tany ... Ihosy, Ranohira, Sakaraha, ...
Eny an- dàlana

Somary efa manomboka maina ny tany any


Feno ankizy kely avokoa zay tanàna rehetra aleha.
1 - posté par tsyki le Sam 04 Aoû, 2007 13:23:22
merci pour les photos
tsara ka
2 - posté par djtchess le Jeu 09 Aoû, 2007 15:14:21
..tanan' ny fahazazanay daholo ireny izy telo ireniéééé!!!!!...misaotra mampatsiahy ô!!