Antananarivo am-pitiavana
Rédigé le Mar 07 Aoû, 2007 00:08:01 
Rehefa avy niodina kely tany Atsimo dia niverina eto Tanà ndray, dia mba miala sasatra, miala voly ... mijery fety
Isan'ny mpihira tena tiako
Mampihomehy foana ...
Samy bandy kely.

Miara-mihira
1 - posté par tsyki le Mar 07 Aoû, 2007 01:14:10
dia amzao zany hita ve hoe mitovy taona noely sy mirado
ahahahahah lisany mahalatsaka
ahahahahah lisany mahalatsaka 2 - posté par saka le Mar 07 Aoû, 2007 03:47:47
toa misy latsaka ranomaso mihintsy?
6 - posté par djtchess le Jeu 09 Aoû, 2007 15:12:57
..MDR...originales comme troches tirées! :p krkrkrkrk
8 - posté par Flow le Sam 18 Aoû, 2007 11:45:45
ary nahoana isika no tsy mba nifanena?